Linux — Wikipedia
Hankany amin'ny vontoatiny
Avy amin'i Wikipedia
Tux
Ny
Linux
dia
rindrankajy
mpandrindra (sokajy
mpandrindra milina
na operating system)ny
milina fikajiana
na
mpikajy
namboarin'i
Linus Torvalds
. Ny mampalaza azy dia ny fampiasana azy maimaimpoana (free software)sy ny fanovana azo ataon'ny rehetra (open source).
Ny tantarany
hanova
hanova ny fango
Ny
linux
dia avy amin'ny
software
mpandrindra
UNIX
izay fampiasana amin'ny
milina fikajiana
lehibe (workstation na supercomputer) ka namboarina mba ho azo ampiasaina amin'ny
milina fikajiana
maivana sy fampiasa birao (desktop na PC).
Ny karazany
hanova
hanova ny fango
Noho ilay izy azo ovana ho an'ny rehetra dia samy nanamboatra karazany maro ny orinasa informatika tsirairay ka ireo marika anisan'ny be mpampiasa amin'izao fotoana no fintinina amin'ny tabilao eto ambany. Antsoina hoe
Linux distribution
ilay marika iray.
ovao
Fizaran'i
Linux
CentOS
Debian
Fedora
Gentoo
Knoppix
Mandriva
MEPIS
Red Hat Enterprise
Slackware
SUSE
Ubuntu
more…
Vangio koa
hanova
hanova ny fango
Windows
Mpandrindra milina
Mpikajy
Rohy ivelany
hanova
hanova ny fango
Linux reni-pejy
Linux malagasy
Archived
Aprily 11, 2021 at the
Wayback Machine
Informatika malagasy
Archived
Febroary 12, 2006 at the
Wayback Machine
(indrindra ny wiki)
Boky azo jerena
hanova
hanova ny fango
...
Mpandrindra milina
Apple
System 5
System 6
System 7
Mac OS 8
Mac OS 9
Linux
Arch Linux
Debian
Frugalware
Fedora
Funtoo
Gentoo
Mandriva
Red Hat
Slackware
SUSE
Ubuntu
GNU
Debian GNU/Hurd
Arch Hurd
BSD
FreeBSD
NetBSD
OpenBSD
DragonFly BSD
PC-BSD
Microsoft Windows
MS-DOS
3.x
95
98
98SE
2000
ME
XP
Vista
IBM
AIX
MVS
OS/2
OS/360
OS/390
z/OS
OS/400
Hita tao amin'ny "
Sokajy
Rindrankajy
Operating system
Linux
Linux
Hanampy lohahevitra
US